Dikan'ny teny : tapitrisa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.i. na a.: Milaza fo-Io hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin'ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin'ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280. 000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alma sy roa hetsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel