Dikan'ny teny : taraiky

Hampiditra dikany vaovao
1 Manao zavatra miadan-doatra. Ahitsio
2 sy Taraikiraiky p.t.: Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l h, i.: (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao. Ahitsio
3 a.: Anarana laharantsikidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel