Dikan'ny teny : taratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazavana alefa-na zavatra miantefa amin'ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin'ny lakana. 1 Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo. 1 Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin'ny elakelaky ny rantsantanana. / Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina. - t.i.f.: Tarafina, ataratra, voataratra, tafataratra / mitaratra, fitaratra, mpitaratra / itarafana, fitarafana / mahataratra / tarataratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel