Dikan'ny teny : tarazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo. 1 Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza. 1 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity, 1 Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany: Velon-tarazo: manan-taranaka handimb y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel