Dikan'ny teny : tarehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny faritra anoloana amin'ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny. / Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadauaka, hono, ny tarehin'ny uolana, hoy ireo efa nanitsaka teny. / Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho. - Endrika, bika: Aseho matetika amin'ny tarehin'ny uoromailala ny Fanahy Masina. * Ohab.: Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ouana: enti-milaza fa ny bika aman'endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan'ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin'ny sitrapon'ny tena ny mahatsara na maha-ratsy azy. ΒΆ M.h.: Tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel