Dikan'ny teny : taretra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry. fanao kofehy ny hozadraviny: Be taretra maniry amin' ity faritany atsimo ity. / Kofehy fanjairana: Kiborin-tare tra. Ahitsio
2 Taredretra p.t.: Tsy maika, tsy rototra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel