1 a. (T - ar - igetra, jer. Tigetra): Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra. 1 Zavatra na biby na olona kendrena hasiana. 1 Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity.
Ahitsio