Dikan'ny teny : tarihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tarika) mt. ih. (tariho): Sintonina: Kalesy tarihin-tsoaualy. / Taomina: Notarihin'ny naman-dratsy no nampioua an'iny touolohy iny. / Entina: Raha tarihin'olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso. 1 Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivauahana, ny hira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel