Dikan'ny teny : tarika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato. 1 Fitaomana. • Fanoroana lalana, fitondrana. 1 Antokon'olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan'olona ray: Tarik'i Rainizafitsimrhogo. 1 Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana mate* ka tariby...). - t.i.f.: Taritina / tarihina, atarika, voatarika f mitarika, fitarika, mpitarika f itarihana, fitarihana / mahatarika. - F.-p.: Tari-dositra: fihatahana tsikelikely tsy tena mitsoaka avy hatrany. / Tarijoro: fomba fitondran'ny olona ny lambany raha la-va, izay ataony mitaritarika eny amin'ny tany ny zorony.jTay tia tari joro: tsy mihambohambo, satria, taloha, ny lava lamba dia noheverina ho mpanankarena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel