Dikan'ny teny : taritarika

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atm) a.: Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin'ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin'ireny kofehy kely ireny ny voronkelY mitady hihinana ny vary vao noketsaina. Ahitsio
2 (fr. tartrique) a.: A-sidra mahery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel