Dikan'ny teny : tarozaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra lava miraviravy, misy miramborambo eo am-pihantonany. - t.i.f.: Mitarozaka, fitarozaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel