Dikan'ny teny : tary

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit.-p.) a.: Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin'ny n'lapa izy (hoditra tokana eo amin'ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra. Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary, Ahitsio
2 (Mer.) a.: Ny kely indrindra amin'ireo amponga efatra nampiasaina tamin'ny famorana ka natao hipetrahan'ny zaza hodidiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel