Dikan'ny teny : tatàka
1.
a.: Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. tiwcomc - t.i.f.: Atatàka / manatatàka / rwraudzs cnpvf mitatàka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Tataka p.t.: Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony. 1 Misy banga na tatatra cnpvf na loaka somary drxye lava-lava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny uatan-dehilahy, rwraudzs 1 Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto. / Tataka Ra-koto. - t.i.f.: Tatahana, atataka, voatataka / manataka, fanataka, vabrxqn tiwcomc mpanataka / anatahana, oawvy fanatahana / mitataka, fitataka, mpitataka / itatahana, fitatahana / mahatataka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha