Dikan'ny teny : tataka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. - t.i.f.: Atatàka / manatatàka / mitatàka. Ahitsio
2 p.t.: Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony. 1 Misy banga na tatatra na loaka somary lava-lava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny uatan-dehilahy, 1 Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto. / Tataka Ra-koto. - t.i.f.: Tatahana, atataka, voatataka / manataka, fanataka, mpanataka / anatahana, fanatahana / mitataka, fitataka, mpitataka / itatahana, fitatahana / mahatataka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel