Dikan'ny teny : tatao

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atm) a.: Harona hasiana ny vary voajinja. Ahitsio
2 o.: Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin'ny tolana atao hoe: "tataombaravarana", 1 Vola ambonin'izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny uahoaka. 1 Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin'ny firariana amin'ny andro fandroana. - t.i.f.: Tataovina, atatao, voatatao, tafatatao / manatatao, fanatatao, mpanatatao f anatataovana, fanatataovana f mitatao, fitatao, mpitatao / itataovana, fitataovana f mahatatao. * Tataon-karama: fanampin-karama raisina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel