Dikan'ny teny : tataro

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btm) a.: Anaram-borona. Ahitsio
2 a.: Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny. ? Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no ni-tondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin'ny fiuauahana mandeha. - t.i.f.: Tataroana na tataroina, atataro, voatataxo / manatataro, fanatataro, mpanatataro / anatataroana, fanatataroana f mitataro, fitataro f mahatataro. * F.-p,: Tataro be miefidamba: ilazana ireo maty izay mivalampatra mitovy tantana ao ambany rangolahy saratsarahin'ny lambamenany avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel