Dikan'ny teny : tatatata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo mafy re miverimberina, toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina. - t.i.f.: Mitatatata, fitatatata, mpitatatata / itatatatana, fitatatatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel