Dikan'ny teny : tatatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano. - t.i.f : Tatarana, atatatra, voatatatra, tinatatra / manatatra, fanatatra, mpanatatra f anatarana, fanatarana / mitatatra, fitatatra, mpitatatra / itatarana, fitatarana / mahatatatra. * F.-p.: Maharo vody tatatra: mahay mitana ny lova navelan'ny Razana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel