Dikan'ny teny : tatavoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahapotrahana, fianjerana mitsotra mivalandotra( jar. Tatafoka). - t.i.f.: Atatavoka, voatatavoka, tafatatavoka / manatatavoka, fanatatavoka, mpanatatavoka f anatatavohana, fanatatavohana / mitatavoka, fitatavoka, mpitatavoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel