Dikan'ny teny : tatitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitondrana na fitaomana tsikelikely imbetsaka. ? Filazana voafintina ny dinika na fivoriana natao. - t.i.f.: Taterina, voatatitra / mitatitra, fitatitra, mpitatitra / itaterana, fitaterana f mahatatitra. - F.-p.: Tati-bolana: fitondrana teny any amin'ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon'ny ha-fa tany an-katakonana mba hamelezana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel