Dikan'ny teny : tato

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Endriky ny p. mt. "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina anriny dia olona na zavatra nisy tao amin'ny toerana iray misY ny tena nefs tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. - F.-p.: Tato ho ato: Entimilaza fotoana vao haingankaingana: Nisy tsaho niely tato ho ato fa hitokona tsy hiasa, hono, ny mpiasa a - m in'n y... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel