Dikan'ny teny : tatsinanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (atsinanana) a,: Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. — Raha ilazana ny fizaran'ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin'ny i]an'ny tany heverina fa iposahan'ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel