Dikan'ny teny : tava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny faritra eo anoloana amin'ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tauany. - F.-p.: Tavan'andro: entimilaza ny andro anio itenenana: Aza ariana am?ri'ny ta-van 'andro ity sakaizanao, na koa hoe "ny andro iray" Tsy nahauonjy ahy ianao, hoy ny Tompo, tamin'ny tavan'andro. / Touat; 'arosy: enti-milaza olona.ratsy tarehy. f Toua miltatrar teny famazivaziana enti-milaza ny sola anoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel