Dikan'ny teny : tavana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kotaba, fihinjakinjahana, fihetsehana noho ny hafaliana. 1 Fanaranam-po amin'ny hanina. - t.i.f•: Tavanina, atavana, voatavana, tafatavana / mitavana, fitavana, mpitavana f itavanana, fitavanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel