Dikan'ny teny : tavoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (t. tr.): Anarana nilazan'ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian'ny hoe: tavoahangy, tavoara). - F.-p.: Tauoa jerijery: nY tandron-trano noboriborina ho tahaka ny tandrok'omby ka ho tsara tarehy am-pijerena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel