Dikan'ny teny : tavoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy. 1 Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. - t.i.f.: Tavohana, atavoka, voatavoka f manavoka, fanavoka, mpanavoka, na manatavoka, fanatavoka, mpanatavoka / anavohana, fanavohana na anatavohana, fanatavohana f mitavoka, fitavoka, mpitavoka/ itavohana, fitavohana f mahatavoka f tavotavoka. Ahitsio
2 a.: Vy boribory lava-lava miakatra sy midina ao anatin'ny vatan'ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa. - Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel