Dikan'ny teny : tavona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanosorana na fanosenana menaka na ranondranon-javatra marihidrihitra be dia be. - t.i.f.: Tavonana, atavona, voatavona f manavona na manatavona, fanatavona, mpanatavona / anatavonana, fanatavonana f mitavona, fitavona, mpitavona f itavonana, fitavonana f mahatavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel