Dikan'ny teny : tazona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitanana mafy; famihinana, fanagejana tsy hihetsiketsika, tsy famelana handeha na hiala. - t.i.f. Tazonina, atazona, voatazona, tinazona 1 mita-zona, fitazona, mpitazona 1 itazonana, fitazonana / mahatazona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel