Dikan'ny teny : teatira

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Théatre) a.: Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin'olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin'ny fiainana andavanandro izao: Mijery teat7ra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel