Dikan'ny teny : tefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany. ? Vono amin'ny felatanana, tehamaina. - t.i.f.: Tefahina, atefaka, voatefakalmanatefaka, fanatefaka, mpanatefaka I anatefahana, fanatefahana / mitefaka, fitefaka, mpitefaka 1 itefahana, fitefahana. Ahitsio
2 a.: Zavamaniry iray karazana amin'ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrolq,a, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka (Chrysalidoearpus deeipiens Beeeari-Palm /ers). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel