Dikan'ny teny : tefoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an'ny basy; firefotra toy ny an'ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky. - t.i.f.: Tefohana, atefoka, voatefoka / manatefoka, fanatefoka, mpanatefoka/ anatefohana, fanatefohana I mitefoka, fitefoka, mpitefoka I itefohana, fitefohana 1 mahatefoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel