Dikan'ny teny : telina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka. ? mt. ih.: Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon'ny zokin' ise ahy iny. * t.i.f.: Atelina, voatelina, tafatelina f mitelina, fitelina, mpitelina / itelemana, fitelemana / mankatelina / fankatelemana 1 mahatelina. ? F.-p.: Teli-moka: fitelemana zavatra tsy tsakoina fa tonga dia avarina. / Manao teli-moka: mitelina avy hatrany tsy mitsako akory. / Sitraka sy telina: enti-milaza zavatra mahafaly sy tena tiana tanteraka ka isaorana be ny olona manome. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel