Dikan'ny teny : telo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.i.: Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo, * t.i.f.: Teloina I mitelo, fitelo, mpitelo f iteloana, fiteloana l intelo, manintelo, fanintelonyl fahatelo, ampahatelo na ampahatelony / hateloana l tsitelotelo. - F,-p,: Telo noho dimy: teny fampiasa amin'ny fanorona raha vato dimy sise ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin'ny tahaka izany raha samy mahay. * Fiten.: Toko telo mahamasa-nahandro: enti-milaza olona telo antoky ny fahavitan' ny zavatra iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel