Dikan'ny teny : telolafy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo ary ny telolafy mahitsizoro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel