Dikan'ny teny : temitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Taratasy,misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin'ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon'ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha. ? Fefy. - t.i.f.: Temerina na temerana, atemitra, voatemitra ) manemitra, fanemitra, mpanemitral anemerana, fanemerana l mitemitra, fitemitra / itemerana, fitemerana / mahatemitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel