Dikan'ny teny : temoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipetrahana eo ambonin'ny zavatra iray, ka eo antsisiny ambivitra kely fotsiny; fotoana an-kamehana sy tampoka izaitsizy. ? Halatra amim-pahakingana. - t.i.f.: Voatemoka l mite-moka, fitemoka, mpitemoka l itemohana, fitemohana l mahatemoka. - F.-p.: Lavaka an-temoka: lavaka tsy lalin-doatra. / Valy an-temoka: valy haingana sady kitoatoa, maivana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel