Dikan'ny teny : tendrena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tendry) mt, ih. (tendreo): Kasihina amin'ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy, • (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano. * Tondroin'ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin'ny toerana iray: Tamin'ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina. * Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny a faharoa amin'ny teny hoe "lalàna ". 1 Ihinanana kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel