Dikan'ny teny : tendry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikasihana kely zavatra. • Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha. • Fihinanana zavatra kely. • Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin'ny lehibe izany. ? Fanondroana avy amin'Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan'izao sy izao: Ry foko ô, mion?na... manaouaalahelo hendry — ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox). • Fanondroana olona, torotorohana: Tan-dry mosauy. •Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na f na o: à, f, d. 1 Tendrena, atendry, voatendry, tinendryJmanendry, fanendry, mpanendry J anendrena, fanendrena / mitendry, fitendry, mpitendry / itendrena, fitendrena J mahatendry / tendritendry. * F.-p.: An- tendry: fikasikasiham-poana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel