Dikan'ny teny : tenehina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tanehina (tanika) mt. ih. (taneho, teneho): Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka 1 Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin'ny fokontany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel