Dikan'ny teny : tenenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (teny) mt. ih. (teneno): Avoakan'ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany. (• Amhara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zauatra nataony. ? Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao. ? Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny uoninkazonay amin'ny baoliny. ¶ M. h.: Tezerana, terezana, levilevena, baibaisina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel