Dikan'ny teny : tenindahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-tenina maina amin'ny ririnina. - F.-p.: Tenindahy ririnina: raha sendra misy mahita ny tenindahy mamony amin'ny ririnina (fotoana mahamaina azy) dia mihevitra izany ho fambara loza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel