Dikan'ny teny : tenisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, tennis) a.: Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amimpahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel