Dikan'ny teny : tenomina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tenona) mt. ih. (tenomy): Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin'ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny uatan'akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel