Dikan'ny teny : tentenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tentina) mt. ih. (tenteno): Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany. ? Tsentsenana: Tenteno savoka ity tauy ity fa mitete. 1 Ampiana, fenoina: Tsy misy madiiana hotentenana ny teninao. 1 Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel