Dikan'ny teny : tentina
1.
a.: Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin'ny tarehy; fanatsentsenana hirika na lavaka; fanampiana sy fanalehibeazana ny kely andilana. I t.if,: Tentenana, atentina, voatentina, tinentina J manentina, fanentina, mpanentina / anentenana, fanentenana/mitentina, fitentina, mpitentina / itentenana, fitentenana / mahatentina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Zava-maniry izay tanehina hievohana sy sotroina hitsaboana aretin-kibo sy tefoedra Ahitsio
(13/02/2026 18:13 - Nampidirin'i Azrael666)

Hametraka hevitra
Midira aloha