Dikan'ny teny : tetehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tetika) mt. ih. (tete-ho): Didlanamadinika; Tete-ho ny hena fa maika harotsaka. 1 Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany; Notetehin'ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahaualo. ? Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa mana0 zavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel