Dikan'ny teny : tetezamita

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin'ny ananklray mankamin'ny faharoa: Taorian'ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran'antokon'olona nomena anarana hoe "directoire", Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel