Dikan'ny teny : tetezina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tety) mt. ih. (tetezo): Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny ne-fa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny. 1 Jerena tsirairay, aleha tsirairaY: Noteteziny daholo ny havany talohan'ny nandehanany. - Havan-tetezina: havan-davitra, ka efa fakafakaina vao fantatra ny mahampihavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel