Dikan'ny teny : tevateva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny manaratsy, maniratsira ny fahamendrehan'ny olona iray. - t.i.f.: Tevatevaina, tevatevazina, atevateva, voatevateva, tinevateva 1 manevateva na mitevateva, fanevateva na fitevateva 1 anevatevana na itevatevana, fanevatevana na fitevatevana 1 mahatevateva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel