Dikan'ny teny : tevatevaina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tevatevazina (tevateva) mt. ih. (tevatevao, tevatevazo) : Haratsina, tsiratsiraina, atao tsinontsinona: Nahoana no tevatevainao ny raiko? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel